Baiboly & Fihirana Protestanta APK

Version 20.4.8-0000 - mg.itworks.bf
Last updated: 2020-05-23
itworks,books,reference,baiboly,fihirana,protestanta

Bible, Fihirana and everyday reading plans inside a single app.

Baiboly & Fihirana Protestanta apk

APP Information

Download Version 20.4.8-0000 (202004801)
Apk Size26.32 MB
App DeveloperIT Works.mg
Malware CheckTRUSTED
Install on Android4.1.x and up
App Packagemg.itworks.bf.apk
MD5b807c623b1d082e612132ef3a67295d1
Rate5
Website https://fiadanana.com

Download Baiboly & Fihirana Protestanta 20.4.8-0000 APK

App Description

Baiboly & Fihirana Protestanta is itworks,books,reference,baiboly,fihirana,protestanta, content rating is Everyone (PEGI-3). This app is rated 5 by 1 users who are using this app. To know more about the company/developer, visit IT Works.mg website who developed it. mg.itworks.bf.apk apps can be downloaded and installed on Android 4.1.x and higher Android devices. The Latest Version of 20.4.8-0000 Available for download. Download the app using your favorite browser and click Install to install the application. Please note that we provide both basic and pure APK files and faster download speeds than APK Mirror. This app APK has been downloaded 4547+ times on store. You can also download mg.itworks.bf APK and run it with the popular Android Emulators.

Baiboly & Fihirana
Vakiteny isan'andro
Diksioneran'ny Baiboly
 

App ChangeLog

  • - Fanisana ny andinin-tSoratra Masina voavakinao
  • - Mifanaraka kokoa amin'ny fitadiavana hira ao anaty Fihirana ny #clavier miseho rehefa mikaroka hira
  • - Miseho lisitra ny ao amin'ny Vavaka samihafa fa tsy mila fikarohana intsony
  • - Fanatsarana vitsivitsy ho an'ny Tablettes
  • - Fanitsiana voaray avy aminao mpampiasa ny Application : Nomery, II Samoela, Isaia, Ezekiela, Filipiana

App Screens

Baiboly & Fihirana Protestanta App Screen 1Baiboly & Fihirana Protestanta App Screen 2Baiboly & Fihirana Protestanta App Screen 3Baiboly & Fihirana Protestanta App Screen 4Baiboly & Fihirana Protestanta App Screen 5Baiboly & Fihirana Protestanta App Screen 6Baiboly & Fihirana Protestanta App Screen 7

Permissions

requires following permissions on your android device.

android.permission.INTERNET
android.permission.READ_EXTERNAL_STORAGE
android.permission.WAKE_LOCK
android.permission.WRITE_EXTERNAL_STORAGE
android.hardware.faketouch
full network access
Allows the app to create network sockets and use custom network protocols. The browser and other applications provide means to send data to the internet, so this permission is not required to send data to the internet.

read the contents of your SD card
Allows the app to read the contents of your SD card.

prevent phone from sleeping
Allows the app to prevent the phone from going to sleep.

modify or delete the contents of your SD card
Allows the app to write to the SD card.

Older Versions

More Android Apps to Consider

Google Play Reviews

  1. guest-avatar

    Please reinstall this one right away and scan the viruses out first. Thank you!

  2. guest-avatar

    Mino RAKOTONDRATSIRY

    2019-01-13T05:51:32.110Z

    Doesn't open at all, installed but bugs at start

  3. guest-avatar

    Nice but not much useful as the last version

  4. guest-avatar

    Rasoafara Ernestine

    2019-01-03T22:39:52.297Z

    Great application ❤I really love it

  5. guest-avatar

    I have many misspelled words to send for review especially about the lyrics. Would like to ask for the Lutheran liturgy to be added. Thank you. Always in Jesus.

  6. guest-avatar

    Tsara lay izy fa mba mangataka aho @ maha vokovokomanga ahy hoe mba asiana fihirana vokovok manga satria betsaka no tsy mahalala akory na dia ny fisian'izany fihirana izany aza. Cordialement.

  7. guest-avatar

    Miarahaba o Misaotra amin'ny asan'ny Tompo. Afaka mahazo ny Mana isan'andro 2020 azafady?

  8. guest-avatar

    Alexanderson Joba

    2019-03-09T03:01:57.492Z

    Tiako be ilay baiboly & fihirana à la dernière version

  9. guest-avatar

    Tahina Rakotomamonjy

    2020-02-16T06:06:30.583Z

    Miarahaba Mbola tsy vonona angaha ny MAJ 2020 tompoko? Mankasitraka

  10. guest-avatar

    Salama tompoko, mbola tsy mise à jour 2020 ve azafady?

  11. guest-avatar

    Anna Rafanomezantsoa

    2019-04-24T02:27:37.760Z

    Mofon'aina sisa no tsy ampy😊

  12. guest-avatar

    RAZAFINDRAKOTO EDDY

    2019-09-21T10:29:40.440Z

    bien.. avec le plan de lecture quotidien..

  13. guest-avatar

    Dinand Rafanoharantsoa

    2019-11-23T16:53:47.726Z

    Mankasitraka

  14. guest-avatar

    FIFALIANA RANDRIANIRINA

    2020-01-14T19:32:51.411Z

    Mahafinaritra

  15. guest-avatar

    Mahandry RANDRIANOMENTSOA

    2020-03-12T14:11:20.144Z

    Super

  16. guest-avatar

    Boris Fitiavamamonjy

    2020-01-09T14:40:42.650Z

    Good apps

  17. guest-avatar

    Gasytoo Madagascar

    2019-11-23T07:29:16.944Z

    good

  18. guest-avatar

    Mirindra Ravelonantoandro

    2019-02-17T14:54:07.458Z

    Misaotra indrindra ❤️

  19. guest-avatar

    Andrianjaka Faneva

    2019-02-09T18:33:05.156Z

    Misaotra indrindra ary mankahery anareo amin'ny fizarana ny tenin'Andriamanitra, ny Tompo be fitiavana anie hanome hery ho anareo ary hamaly ny soa izay ataonareo amin'ny vahoakan'Andriamanitra. Ny voninahitra anie dia ho Azy irery ihany mandrakizay!!

  20. guest-avatar

    Ela nendrasana , nivoaka ihany inty ilay mise à jour😁 Nijaly kely mihintsy tsy afaka namaky sy namoa anilay application Baiboly isanandro. Misaotra betsaka sy mankasitraka ô! Dia mahereza atrany aminy asan'ny Tompo! Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra.

  21. guest-avatar

    I am working as missionary on Madagascar. Malagasy is not my first language so this app is brilliant for me. However, it stopped working. Even after reinstalling. It says this: Efa mila ataonao mise a jour ity application ity fa tsy afaka ampiasainai intsony.

  22. guest-avatar

    Tsara kokoa ilay version taloha. Tamin'ny nisaraka ny Baiboly sy fihirana. Somary manahirana ilay manoratra eo amin'ny recherche dia nefa avy eo mbola mifangaro daholo ny résultats amin'ny Baiboly sy Fihirana. Mankasitra tompoko.

  23. guest-avatar

    Mankasitraka indrindra e! Ity irery no baiboly numerika gasy tsy dia misy banga na erreur fa Ny logiciel baiboly numerique @teny gasy hafa rehetra misy erreur be dia be sy banga be dia be. Raha mba mety lasa ohatran'ilay logiciel iray antsoina oe MySword Bible koa ity application efa tsara be ity dia tena ho lasa lafatra mihitsy. Ohatra oe misy fiteny na dika hafa. Tahian'ny Tompo e!

  24. guest-avatar

    Fa maninona kay rehefa avy atao mise à jour ilay application dia tsy mety musokatra mihintsy azafady

  25. guest-avatar

    fiandanana ho anareo ato oo fa maninona ny baiboly tsy misokatra atao mise wn jour tsy mety nefa tiako be ny app io fa tsy misokatra latsaka mitsy ranomasoko tehinjery baiboly sy fihirana nefa tsy mety homeo solution ry avako ooo

  26. guest-avatar

    Tsara ity application Baiboly ity, fa ny version manaraka tokony averina zay nety tamin ny version taloha dia ampiana ny fanatsarana vaovao. Manao misy a jour nga ianareo fa ts nety nisokatra intsony nanomboka 31dec teo?Mahereza hatrany amin ny asa fampielezana ny tenin ny Tompo.

  27. guest-avatar

    Tsara tena tsara ity application ity.Manao mise á jour dia tsy mety misokatra mihitsy fa misy olana angaha azafady? Tahian'i Tompo hatrany tompoko!

  28. guest-avatar

    tsy mande ilay application zao. asainy manao mise a jour de nefa tsy mande ihany

  29. guest-avatar

    Miarahaba nahatratra ny taona vaovao 2019. Hanavao ny fiainantsika rehetra manontolo anie Andriamanitra Ray amin'ny alàlan'i Jesoa Kristy izay tena Mpanavao amin'ny Fanahy Masina. Mankahery sy mitondra am-bavaka amin'ny fikojakojana ataonao sy ny mpiara-miasa aminao satria tsindrian-daona mafy izahay amin'ny fampiasana ny Baiboly sy Fihirana Protestanta nohavaozina. Dia mirary soa tompoko. Jeosa Kristy Tompo anie homba anao sy ny ankohonanao ary ny mpiara-miasa aminao.

  30. guest-avatar

    Manahoana Tompoko o! rahoviana kay ilay mise à jour vao ho vita? Misaotra indrindra.

  31. guest-avatar

    Miarahaba, ohatra ny tsy mety misokatra intsony ilay app nanomboka ny 31 décembre teo ka h@izao. Sa ve nanao update ianareo? sa ve ny ahy irery? misaotra.

  32. guest-avatar

    Amy Harisoa Josoa

    2019-01-14T06:12:34.722Z

    Nanomboka ny 1 Janoary 2019 tsy misokatra mihitsy kanefa tsy misy mis a jour

  33. guest-avatar

    F. Andrianarivo

    2019-01-02T01:47:22.261Z

    ilay taloha no tsara Tompoko

  34. guest-avatar

    Matthew Espeland

    2019-01-13T05:24:11.358Z

    tsy misokatra It does not open...

  35. guest-avatar

    Heriaja Andrian

    2018-07-29T02:35:56.798Z

    (Y)

  36. guest-avatar

    Mahafinaritra, mirary ny tsara hatrany

  37. guest-avatar

    Tena tsara be ny "mise à jour" androany Mankasitraka eeh

  38. guest-avatar

    Jean Claude RAKOTOARIVONY

    2018-05-22T09:29:53.481Z

    Mankasitraka indrindra Mr Zo a,

  39. guest-avatar

    Maminiaina Andriamamehiony

    2017-03-11T17:28:47.652Z

    Cette version n'est pas ergonomique du tout comme les précédentes qui étaient super. Tsy hita ny fandaharana... Tsy NY nosokafana farany no misokatra, sns...

  40. guest-avatar

    Tiako. Fa aona kay n mahazo ilay bible sad malagasy no french no english azafady. Merci

  41. guest-avatar

    RAHARIHAJANARIVO Benjaniaina Bongré

    2017-05-21T06:09:17.746Z

    Tokony haverina ny option Fandaharana mba ahafahana mandahatra mialoha ny vakiteny rehetra ho vakina.

  42. guest-avatar

    Herimandimby Andrianina

    2017-05-25T17:55:20.815Z

    Thanks for the app, I loved the idea. And I think the update is better than the old version.Thank you so much.

  43. guest-avatar

    Rasolofo Anicet Martial

    2017-08-14T13:38:49.148Z

    Hitanareo le application baiboly teo aloha zao nisy Prev<<< ary nisy next>>>> mahatsara azy iny satria rehefa ohatra hamaky teny aho ao @ marka 10, kanefa hadinoko le izy fa ao amin'ny marka 4 no nojereko dia afaka akisako atao next dia jereko ny lohateny eny ambony mba ahafahana hamantatra azy, fa ity indray tsy mba misy mihitsy, ka @ fomba ahoana hanaovana hasard ny toko sy andininy raha adino @ ty,mandany fotoana. Zay no mba fangatako asio <<< >>>>>

  44. guest-avatar

    2018 fiadanana miandry version manaraka eh, dia mba asio an' ilay version english sy french synchroniser raha mety.Ilay fandaharana teo aloha tena ilaina ihany koa :) . Ny retour miverina mijery toko sy soratra masina (gen-apok) torak'izay fa tsy katreo @andininy fotsiny ihany.Farany ilay "efa novakiana" mety ve ra "glisser vers droite " dia mipoitra izy dia ny inverse miverina ,na asina icone eo ambany recherche "screen shot 2 read more. Izay fa mankasitraka eh dia mitombo @ fahasoavana rahalahy, ary mahefa be amin'ny asany Tompo

  45. guest-avatar

    Fanomezana Randrianarinosy

    2017-02-23T05:42:32.105Z

    Mikatona ho azy ilay application raha manova orientation.

  46. guest-avatar

    Haja Ramanantsoa

    2019-01-15T09:16:46.597Z

    Mazotoa @ fanamorana ny fanaparitahana ny Tenin'Andriamanitra, mila tohizana hatrany ny fanitsiana ny teny diso

  47. guest-avatar

    Andry Rajaobelison

    2017-10-04T17:49:58.949Z

    Version taloha no tsara kokoa.

  48. guest-avatar

    tsara fa tokony ahintsy ny diso

  49. guest-avatar

    Randrianantenaina Herman

    2019-10-16T13:32:49.543Z

    Tsara e❤

  50. guest-avatar

    Goulam Nabi Miora

    2017-04-18T20:27:14.748Z

    tsara be mints.

  51. guest-avatar

    Emmanuelle Rasoarimanana

    2017-08-14T08:21:34.293Z

    Excellent

  52. guest-avatar

    Misaotra e!

  53. guest-avatar

    Very good

  54. guest-avatar

    John Costner Wenceslas RANDRIANAIVOSON

    2016-04-03T18:47:11.452Z

    Tsara ka!afaka asiana litorjia ve tompoko raha mety @version manaraka!!!

  55. guest-avatar

    Mahafinaritra sad ef niverin daholo

  56. guest-avatar

    Jo ANDRIANJAFIMANANA

    2016-01-13T19:15:37.869Z

    Misaotra fa tsara ary mankahery anareo hatrany,Tahian'ny Tompo

  57. guest-avatar

    Merci namerina ny Mana isan'andro o! Mahafinaritra! :)

  58. guest-avatar

    Mankasitraka indrindra! an'i Jehovah ny voninahitra,Haleloia...Amen!

  59. guest-avatar

    Ntsoa Ndriandahy

    2016-07-03T20:59:26.155Z

    😉

  60. guest-avatar

    Jean dennis Tsimivily

    2019-07-22T07:26:49.593Z

    tsara ny tompo

  61. guest-avatar

    Tovoso Jb Razafindravala

    2016-01-08T07:51:23.531Z

    Tena tsara

  62. guest-avatar

    Arvye Ravoajanahary

    2015-02-21T05:05:01.670Z

    tsara,indrindra fa noho izy misy mana isanandro

  63. guest-avatar

    Tohizo ny fanompona fa lahafinaritra

  64. guest-avatar

    Tsara be misaotra tompoko

  65. guest-avatar

    Holitina RAKOTONDRAINIBE

    2015-04-06T13:10:19.606Z

    Lasa aiza ny mana?ny mofon'aina?

  66. guest-avatar

    Narindra Raharitsifa

    2015-01-24T04:51:07.732Z

    Tsara fa misaotra tompoko.

  67. guest-avatar

    RAKOTOMALALA RAPHAEL

    2015-08-18T16:54:48.609Z

    Dieu est notre gardien

  68. guest-avatar

    Roméo Samuel RAKOTOVAO

    2015-06-22T14:59:03.543Z

    Mahafinaritra ary mankasitraka ny famoronana....

  69. guest-avatar

    Randrianarisoa Theodore

    2015-04-20T16:04:58.210Z

    Baiboly& Fihinany Protestanta

  70. guest-avatar

    Hery Andriamora

    2015-02-09T11:31:49.943Z

    Manohana hatrany

  71. guest-avatar

    RAMANITRARIVO Mamisoa

    2015-06-21T15:53:07.344Z

    Misaotra

  72. guest-avatar

    Thierry Panoel Rajaofetra

    2015-01-29T13:57:34.375Z

    Logistician

  73. guest-avatar

    Faly Ranarivelo

    2015-10-03T11:51:44.464Z

    Tsara

  74. guest-avatar

    Good

  75. guest-avatar

    Marc Ratombotsoa

    2015-06-14T20:50:19.684Z

    Awesome

  76. guest-avatar

    Richard RAMANANARIVO

    2015-01-11T04:19:54.920Z

    Raha mihena be ve ny fividianana baiboly na izay asa soratra fampianarana tenin'Andriamanitra dia ho anesoranareo koa ny boky sasany ao amin'ny baiboly. Ny tanjona ve tsy hoe ny ahamora ny hamakian'ny rehetra ny tenin'Andriamanitra e.

  77. guest-avatar

    Tsara tokoa, mbola misy ny tsipelina diso, indrindra @ fihirana, fa tena efa tsara tokoa sady maivana. Shalom

  78. guest-avatar

    Mendrikaja Raherivelomiadana

    2014-08-24T10:41:17.829Z

    Misaotra betsaka anareo amin'ny fanantontolona an'ity apps Ty,de thT nareo ...

  79. guest-avatar

    Fisaorana sy fankasitrahana.

  80. guest-avatar

    Rafenomanana Volana Nantenaina

    2014-12-18T16:13:19.319Z

    <3

  81. guest-avatar

    Misaotra nizara an ity app ity.

  82. guest-avatar

    Fizarana aim-panahy

    2014-04-24T17:50:35.560Z

    I began to both read Mofonaina and Mana Isan'andro several months ago. This app helps me to remember that God loves me and is with me everyday anytime of day, and everywhere. I suggest it. Thank you a lot. God bless you.

  83. guest-avatar

    Jose Al Djamaal

    2014-04-21T19:04:09.950Z

    Misaotra e. TSY MBA METY ATAO APP TOA IZAO KOA VE NY TIONA PROTESTANTA E ?

  84. guest-avatar

    ANDRIANORO Tiana BENJAMIN

    2014-04-21T17:32:51.205Z

    Efa tsara.

  85. guest-avatar

    Tsara fa mbola mila fanatsarana. Hisaorana ianareo nanatontosa

  86. guest-avatar

    Great!!!

  87. guest-avatar

    Laza Harinavalona Rajaonarivony

    2014-01-03T09:16:16.956Z

    Tsara haparitaka Sary manampy antsika Malagasy @ fanatonana misimisy @ ilay Tompo Andriamanitra mpahary

  88. guest-avatar

    Tsara be fa Misaotra .Misy diso tsipelina vitsivitsy mila jerena kely

  89. guest-avatar

    Andry RANDRIAMANANTENASOA

    2014-01-02T16:15:44.681Z

    Mahafinaritra e

  90. guest-avatar

    Damilare Joshua

    2013-08-21T10:53:47.617Z

    Its makes it easy for me to ready and follow up at church and never feel like a stranger

  91. guest-avatar

    Ranotronarison Nomena Aryvoni

    2013-12-14T03:25:31.187Z

    Mr6 pour l'appli, il es presque parfait

  92. guest-avatar

    Fana Ranarivelo

    2014-01-03T13:43:52.634Z

    Tsara be ty app ty

  93. guest-avatar

    Andry RANDRIAMALALA

    2017-02-22T05:35:12.344Z

    It's a full holy bible. Greatest work.

  94. guest-avatar

    CHRISTIAN JEAN NOEL

    2013-03-08T01:12:42.495Z

    manampy sady mnala ny hakamona sy fanadinoana manokatra baiboly

  95. guest-avatar

    Mino Hasina HARITSARA

    2013-02-12T09:11:10.695Z

    A very helpfull application. I suggest it for every body. Thanks for the Lord.

  96. guest-avatar

    Simon Rabarison

    2013-01-30T18:24:52.335Z

    Azo ampiasaina tsara. Fa hanome fanampiny aminy manaraka

  97. guest-avatar

    Manantsoa Rakotondrazaka

    2012-12-30T03:41:43.415Z

    Tsara ilay izy sady mety amiko

  98. guest-avatar

    Mankasitraka é!

  99. guest-avatar

    Thank you bothers for having thought about issuing the Holly Scripture here in the number one of the world leading exchange point. Your work is simply awesome. May God bless.

  100. guest-avatar

    Ambinintsoa Hasin Zo

    2018-12-28T09:53:40.111Z

    Tena tsara ity baiboly ity taloha. Tena tsy noeritreretiko hoe ho desinstalleko ito application ito ndray andro. Fa le version vaovao io tena tsy mety amiko. Le recherche tsy marina tsara. Désolé